"Izay rehetra ataonareo amin’ireny madinika ireny no hataonareo amiko hoy ny Tompo."
TENY FY IAINANA
Daniela 9 : 3 Ary nampanatrehiko an’ Andriamanitra Tompo ny tavako hitady izay hivavahana sy hifonana amin’ ny fifadian-kanina sy ny lamba fisaonana ary ny lavenona.