SERASERA

Mila vavaka ve hianao, sa mitady olona hizarana ny enta-mavesatra, na koa mila torohevitra fa te-hahalala bebe kokoa ny mikasika an’Andriamanitra ?

Vonona ny hihaino anao izahay indro  ny laharana an-tarobia afahanao miantso anay.

Tél : 01 41 60 01 63

Port : 06 09 72 50 65 / 0630042501

Raha te-hanoratra kosa hianao dia indro ny adresy afahanao manao izany.

Mail : contact@agape1.fr

Skype : Fitiagape