FANOHANANA

Te-hanohana izao asa fanamparitahana  ny filazantsara izao ve hianao ?

Ireto ary misy fomba afahanao manao izany :

* Amin’ny fizarana sy fanambarana amin’ny hafa ny fisian’izao onjam-peo izao, fomba azon’ny rehetra atao.

* Amin’ny alalan’ny vavaka ho an’ny tompon’andraikitra, hoan’ny fitaovana, hoan’ny mpihaino.

* Amin’ny alalan’ny vola ho fanohanana sy fampandrosoana izao asa izao. Indro ary ny,

Numéro de compte ny association :

Banque Postale

Association Agape1

Etablissement : 20041       Guichet :  00001       N° compte :   5767386D020    Clé Rib :  50

Bic : PSSTFRPPPAR     IBAN  : FR72 2004 1000 0157 6738 6D02 050

Ny Tompo hamaly fitia antsika rehetra ny amin’ny ezaka ataon-tsika rehetra.