NANCY – STRASBOURG SY NY MANODIDINA MANASA ANTSIKA REHETRA IZAHAY

HISY FTORIANA NY FILAZANTSARA LEHIBE , VAVAKA HOAN’NY MARARY, VAVAKA FANAFAHANA HOAN’IZAY VOAFATOTRY NY ASAN’NY DEVOLY

NY Asabotsy 21 Octobra amin’ny  3 Ora,  

Espace Prévert, 5 rue de Vivarais

54500 Vandoeuvres Lès NANCY

Tongava dia ento ny havana , namana sy tapaka handray ny famonjena , fanasitranana, fanafahana avy amin’i JESOSY KRISTY .

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *