KONFERANSA LEHIBE NY ASABOTSY 24 JONA @ 15 h

KRISTIANA SY TANINDRAZANA 2 vertZanahary ô, tahio ny Tanindrazanay ;  fa hoy Ianao ;  Sambatra ny Firenena izay manana an’i Jehovah ho Andriamaniny  . (salamo 33:12)

Manasa ny Mpiray Tanindrazana rehetra hanatrika ny  KONFERANSA LEHIBE ; hiarantsika mandinika sy mifanakalo izay mahasoa,  ny Asabotsy 24  Jona akatoky ny fetim-pirenena ka Loha-hevitra 4 no ho dinihina ao;  ny ady amin’ny Fahantrana, ny Kolikoly, ny Tsy fandriam-pahalemana ary ny Fanompoan-tsampy  …izay azo foanana tsara raha misy ny Finiavana ,koa tongava maro , asao ny namana Tia Tanindrazana fa ny Fitiavana mahasarona fahotana maro….dia ho Tany sambatra ilay Madagasikaranay,

 

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *