EGLISE AGAPE LA COURNEUVE – AUBERVILLIERS

Manao fivoriam-bavaka isika  : Hiderana, handratana an’Andriamanitra, handraisana ny teniny sarobidy  izay velona sy mahery : Manafaka sy manasitrana  ary mampahery. Isaky ny :

ASABOTSY @ 3 ora  

POITIERS 86000

Toerana :  2,  rue Bessie Coleman

Tel : 06 17 49 16 17

 

 

ALAHADY @ 10 h 30

 La Courneuve 93120

Toerana : 52 rue Jollois

Métro 7 Fort d’Aubervilliers + Bus  173   arrêt  Hemet

RER B  LA Courneuve Aubervilliers

Tel : 06 30 04 25 01  –  01 41 60 01 63

Misokatra ho antsika rehetra  ny fiangonana Agape. Tsy mavakavaka, mizara fitiavana dia ny Fitiavan’Andriamanitra ilay tsara sy ambony indrindra. Amen

Miandry anao ny Tompo Jesosy.

 PLAN

 

 

 

 

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *