Category Archives: FITIA AGAPE

ASA FANANGANANA TRANO FIZARANA SAKAFO HOAN’NY ZAZA SAHIRANA.

01

ASA FANANGANANA TRANO FIZARANA SAKAFO HO AN’NY ZAZA SAHIRANA  SAHANIN’NY AGAPE.

Izay rehetra ataonareo amin’ireny madinika ireny no hataonareo amiko hoy ny Tompo.

Fisaorana lehibe no atolotra ny Tompo fa hita isan’andro ny fandrosoan’ny asa fanorenana, misaotra anao koa izay tsy manadino ireto zaza ireto, tsapanay fa tsy irery izahay eto ampanaovana izao asa izao tena hitanay fa misy mivavaka ho anay.hitanay ny tànan’ny Tompo manohana anay. ( Tohiny… sary vaovao ).